|
|
|
|

Teny iditra1  antsimpanafody
Singan-teny  2 antsy, 3 fanafana, 4 ody
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Antsy kely fandidian' ny dokotera marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 A surgical knife. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Lancette, bistouri et autres instruments tranchants de chirurgie [1.3]
Voambolana  9  Fitaovam-piasana 10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11