|
|
|
|

Entry1  ara-drariny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] araka ny fahamarinana
Examples  4  [2.332#] Hany hafatra izay heverin'ny mpanoratra ho aradrariny : aoka mba ho resaka no hanazavana ny teny rehetra, arak' izay azo atao, izany hoe fanontaniana sy valiny.
Elementary words  5  araka, rary

Updated on 2024/12/07