|
|
|
|

Entry1  arahina
Root  2  araka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy
Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao
Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy
Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao
Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1]
Explanations in English  5  to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2]
6  to be followed; to be prosecuted [1.7]
Explanations in French  7  qu'on suit, qu'on poursuit [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words  12  6 combinations of this word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 arahina, 15 hairaña, 16 hariana, 17 iharana, Iharaña, 18 Naharay

Updated on 2025/10/12