Entry (1/3) | 1 arakaraka |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 rakaràka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao |
Explanations in English |
9 [1.2] to be dishevelled, to be loosened. |
Entry (2/3) | 10 arakaraka |
Part of speech | 11 noun |
Root | 12 araka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy |
Explanations in English |
18 [1.2] reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good) |
Entry (3/3) | 19 arakaraka |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Betsimisaraka]
rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |