|
|
|
|

Entry1  ara-kevitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1#104] atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama
4  [1.1#104] [ara-keviny] tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena
5  [1.1#431] ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita
Explanations in English  6  [1.2] Proportion, in Arithmetic
Explanations in French  7  [1.3#50] Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de: Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail)
8  [1.3#50] Règle de proportion, règle de trois, règle de société
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic
Elementary words  10  araka, hevitra

Updated on 2024/12/07