|
|
|
|

Entry1  arintany
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  arina, tany
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra
Explanations in English  7  [1.2, 1.7] [arin-tany] coal
Explanations in French  8  [1.8, 1.13] [arin-tany] charbon de terre
9  [1.13] [arin-tany] houille
Examples  10  [1.357#] Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela.
Vocabulary  11  Geology

Anagrams  12  aniritan, antrainy, arintany, atraniny, iantrany, iranitan, nanirita, natariny, natrainy, niranita, niriatan, nitairan, nitarany, nitarina, ranitany, ranitina, tarainin, taraniny, tranainy

Updated on 2025/08/10