Entry | 1 aro riaka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano |
Explanations in French |
4 [1.3] rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau |
Examples |
5 [2.4#] Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. |
Elementary words | 6 aro, riaka |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word aro riaka |
Anagrams | 8 akorarai, arorakay, aro riaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |