|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  asaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vony [Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
4 Enti-milaza ny soratr' omby mavo vasoka na maloto volo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 jaune [1.78]

Teny iditra (2/2)6  asaka
Fototeny  7 saka
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  9 (ny tanana) Entina misaka, maka hazandrano na orana ao anaty rano na ao anaty lavaka [1.1]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 akasa, asaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12