|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hasaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 vony [Bezanozano, Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
4 manamotamo [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 used in the provinces for vony (yellow). [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 jaune [Tankarana] [1.19]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  104  Ny Loko

Teny iditra (2/3)105  hasaka
Sokajin-teny  106  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  107 good, valuable [1.2]
Kamban-teny rehetra  108 vala hasaka

Teny iditra (3/3)109  hasaka
Sokajin-teny  110  anarana
Fanazavàna teny anglisy  111 a small yellow bead [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  112 perle jaune [Tankarana] [1.19]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09