Entry | 1 asa tany |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 asa, tany |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany |
Examples |
5 [2.332#] Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |