|
|
|
|

Entry1  atambatra
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tambatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa / Natambatry ny fifankatiavan' ny ankizy isika ray aman-dreny roa tonta
Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efajato
Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaovana itỳ latabatra itỳ
Explanations in English  11  [1.2#608] to be joined to, to be connected to something. Used of that which is the addition made
Explanations in French  12  [1.3] qu'on met ensemble, qu'on réunit, qu'on unit, qu'on assemble, qu'on joint, qu'on additionne: Tsy azo atambatra ao amin' ny efitrano iray ireo mpianatra rehetra ireo (On ne peut pas réunir tous ces élèves dans une même salle)
Examples  13  [2.48] atambatra, dorana, atao amy ny rano ho sotroina, izany kosa no fanafody.
14  [1.437#] Io kosa niseho rehefa nanjaka Radama, saingy atambatra eto ny fìlazana azy.
15  [4.27#] Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra.

Updated on 2025/08/10