Entry | 1 atody miady amam-bato |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 atody, miady, amana, vato |
Examples |
4 [2.470] Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy 5 [4.14] atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |