|
|
|
|

Entry1  atosika
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tosika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava
Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy
Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra
Explanations in English  13  [1.7] to be pushed
Explanations in French  14  [1.3#734] Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants)
15  [1.8] qu'on pousse
Examples  16  [2.508#] Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra.
17  [2.332#] Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra.
Proverbs  18  Proverbs containing the word atosika

Anagrams  19  atakosi, atosika, atsaiko, atsakoy, atsiako, atsikao, atsokay, itsakoa, tsaikao

Updated on 2025/08/10