|
|
|
|

Entry1  avily
Part of speech  2  passive verb
Root  3  vily
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy
Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany!
Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao
Explanations in English  9  [1.7] to be turned aside from a road or from a direction
Explanations in French  10  [1.8] qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction

Anagrams  11  avili, avily, vilia

Updated on 2025/07/29