|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 iva |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho
4 reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 low
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bas
[1.8, 1.13] |
| Tohi-kevitra | 7 avo |
| Mpanahaka | 8 boteta, 9 botetaka, 10 botry, 11 bozeny, 12 fohy, 13 ivadiaiva, 14 kely, 15 mirefarefaaminnytany, 16 misafosafoaminnytany, 17 zeny |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 19 iva |
| Sokajin-teny | 20 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 24 Iva |
| Sokajin-teny | 25 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 Ivah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 Ivva
[2.996] |
| Voambolana | 28 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 29 Toko sy andininy momba Iva |
| Fivaditsoratra | 30 AVI, 31 avy, iva, Iva, 32 vay, 33 via |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|