|
|
|
|

Entry1  batemy
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] (Fiv. kat.) Sakramenta iterahan' ny olona ara-panahy amin' ny fidirana ho isan' ny kristianina zanak' Andriamanitra satria voadion' ny rano tamin' ny fahotana izy
Explanations in English  7  [1.7] baptism
Explanations in French  8  [1.8] baptême
9  [1.5] baptême (pour les catholiques)
Vocabulary  10  Religion and Liturgy
Synonyms  11  batisa

Anagrams  12  batemy, betaim, ibetam, mbetia, mibeta

Updated on 2025/08/10