|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 -bay |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vay |
| Teny iditra (2/5) | 3 bay |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vay
[Taimoro, Taisaka, Bara, Sihanaka, Tanala, Tanosy]
[1.78] 6 fery [Bara, Sihanaka, Tanala, Tanosy] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a wound, a hurt, a boil. See fery, and vay
[Provincial]
[1.2] 8 for vay [Provincial] [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 plaie
[Taisaka]
[1.82] 10 pour vay [Provincial] [1.8] |
| Ohatra |
11 Ñy bay afake diakoa tsy naharare (Rehefa sitrana ny vay hoatra ny tsy naharary)
[1.78]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 14 bae |
| Mpanahaka | 15 animbay |
| Teny iditra (3/5) | 16 bay |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a grandfather or grandmother
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 19 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 21 bay
![]() |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 helo-drano
[1.17] |
| Voambolana | 24 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (5/5) | 25 bay
![]() |
| Sokajin-teny | 26 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 to bay : mivovò
[1.17] |
| Voambolana | 28 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 29 at bay |
| Fivaditsoratra | 30 Abì, 31 aby, Aby, bay, 32 bia, 33 iba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|