Entry | 1 bevava |
Part of speech | 2 adjective |
Elementary words | 3 be, vava |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Taisaka]
basivava 8 [1.78] [Tanala] basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) 9 [1.1] (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava |
Explanations in English |
10 [1.2] [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. |
Explanations in French |
11 [1.82] [Taisaka]
bavard |
Other spellings | 12 bevava |
Synonyms | 13 be taim-bava |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |