Entry | 1 bedibedesina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 bedibedy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Anarina, tenenina aman-tsinina lavareny tsy an-kiato: Bedibedesin' Ineny foana Ikoto zanak' Inenitoa ka farany nandositra tsy tamana |
Explanations in English |
9 [1.2] to be talked to incessantly, to be tattled to. |
Explanations in French |
10 [1.3#78] qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedesinao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison) |
Synonyms | 11 bedibedena |
Anagrams | 12 bedibedesina, ibedibedesan, nibedibedesa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |