|
|
|
|

Entry1  bibilava
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  biby, lava
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany
Explanations in English  8  [1.2] A name for snakes.
Explanations in French  9  [1.54] nom générique de serpents
10  [1.13] serpent
Examples  11  [1.281] Nanitsaka bibilava masiaka va izy?
12  [2.48] ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety
Vocabulary  13  Zoology: (in general)
Proverbs  14  Proverbs containing the word bibilava
Article  15  Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/08/10