|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bibin' olona |
| Singan-teny | 2 biby, 3 olona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 olona sahisahy tsy matahotra n' inona n' inona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 (bibinolona) An extremely savage person.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 7 olona biby |
| Mpanahaka | 8 bibyolona, 9 bibiolona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|