Entry (1/5) | 1 biby |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 5 51 words containing biby |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona 7 [1.13] teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray |
Explanations in English |
8 [1.2, 1.7] an animal 9 [1.2] an insect |
Explanations in French |
10 [1.3#80] Nom générique des animaux 11 [1.8] animal 12 [1.13] faune 13 [1.405] [Sakalava-Mayotte] insecte |
Examples |
14 [2.69#] Do no anaran' io biby io atý 15 [1.234#] Matory avokoa ny biby isan-toko. 16 [2.356#] Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana. |
Vocabulary |
17 Zoology: (in general) |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word biby |
Entry (2/5) | 19 biby |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Taimoro]
angatra |
Explanations in English |
22 [1.2] something extraordinary |
Vocabulary |
23 Beliefs |
Entry (3/5) | 24 biby |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano |
Explanations in English |
27 [1.2] Fig. sensual. Beastly. |
Explanations in French |
28 [1.3#80] qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial |
Entry (4/5) | 29 biby |
Part of speech | 30 noun |
All compound words |
|
Explanations in English |
32 [1.2] [Provincial]
in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.] 33 [1.2] [Merina] used of children in Imerina |
Entry (5/5) | 34 biby |
Part of speech | 35 noun |
Derivatives |
|
Explanations in French |
37 [1.68] [Vezo]
Affreux, énorme, grand, nombreux |
Synonyms | 38 bibike |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |