|
|
|
|

Entry1  bika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia
Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1]
Explanations in English  4  shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana [1.2]
5  a shape, form, figure, appearance [1.7]
Explanations in French  6  forme, conformation, mine [1.8]
Examples  7  Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131]
8  Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  18  12 combinations of this word
Proverbs  19  Proverbs containing that word
Tables and plates  20  Shapes of Cattle Horns

Anagrams  21 baky, 22 bika, 23 kiba

Updated on 2025/10/08