|
|
|
|

Entry1  bilady
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taimoro] tany, faritany, firenena
5  [1.353#61] [Bara] tany, dia toy ny tany onenana (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany)
6  [1.1] Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan' ny fianakaviana na foko amin' izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho vaky bilady amin' izay nentin' ny ray aman-dreny na ny razana

Updated on 2025/08/10