|
|
|
|

Entry1  bilitika
Part of speech  2  adjective
Root  3  bitika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory
Explanations in English  5  [1.2] same as bitika
Analogs  6  biritika, bititika, bolitika, boritika, bilitsika, biritsika, boritsika

Anagrams  7  balitiky, bilitika

Updated on 2025/08/05