|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 binaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 milaza fivontosana, fibontsinana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 enflure, tumeur
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 bina, binabina, binabinaka |
| Teny iditra (2/2) | 9 binaka |
| Fototeny | 10 baka |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 atao mihataka toy ny tarehintsoratra V (tandrok' omby)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on a fait diverger
[1.3#72] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 17 voabaka |
| Fivaditsoratra | 18 ankiba, 19 bikana, binaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|