|
|
|
|

Entry (1/4)1  birao
Root  2  bira
Part of speech  3  imperative of passive verb biraina [Full list]

Entry (2/4)4  birao
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  latabatra fanoratana [1.62]
Examples  7  Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho. [2.472]
Morphology 
8  Simple :

Entry (3/4)9  birao
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  efitra na trano fiasana na fandraharahana [1.62]
All compound words  12  2 combinations of this word

Entry (4/4)13  birao
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. [1.62]

Anagrams  16 bario, 17 birao, 18 boria, 19 oriba, 20 rabio, 21 robay, 22 robia

Updated on 2025/10/08