|
|
|
|

Entry (1/2)1  -bitro
Part of speech  2  morphological form of vitro

Entry (2/2)3  bitro
Part of speech  4  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry.
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] a rabbit
10  [1.7] a hare
Explanations in French  11  [1.3, 1.54, 1.8] lapin
Examples  12  [2.59#] niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola.
13  [2.649] Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry.
Vocabulary  14  Zoology: mammals
Synonyms  15  rabitro
Proverbs  16  Proverbs containing the word bitro

Anagrams  17  bitro, botri, botry

Updated on 2025/08/10