|
|
|
|

Teny iditra1  bodokely
Singan-teny  2 bodo, 3 kely
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 zazavavy tanora manambady lahiantitra [1.1]
Ohatra  6  bodokely matavy ny toho! [2.69#]
7  Teny an-dalana izy dia nikaonty ny andro hahafa-tsaona azy, ka hampakarany bodokely, hono Vantany vao tonga tao an-trano izy, dia indro nisy olona haTahafa niandry azy teo alatrano. [2.895#]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02