|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : bodokely | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ankizy toa misy ambiny, lehibe toa tsy ampy kely, ohatra ny antitra nahazo bodokely. [2.558 #285] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Sady zaza no lehibe, sahala amin' ny lahiantitra manambady bodokely. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|