Entry (1/3) | 1 bonga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Sombin-tany mivaingana, dongona kely Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1] 4 vongana [Taisaka] [1.78] 5 tanety [Sihanaka] [1.78] 6 havoana na tendrombohitra kely [1.13] |
Explanations in English |
7 a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2] |
Explanations in French |
8 bloc, masse [Taisaka]
[1.82] 9 montagne, plateau. [Tankarana] [1.19] 10 dôme, butte [1.13] |
Derivatives |
|
All compound words | 18 4 combinations of this word |
Vocabulary | 19 Geography: (in general) |
Synonyms | 20 bongo |
Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 22 bonga |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [Tanala]
[1.78] 25 Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1] |
All compound words | 26 bongabe |
Vocabulary | 27 Biology |
Analogs | 28 bongabe |
Entry (3/3) | 29 bonga |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in Malagasy |
31 Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1] |
Vocabulary | 32 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 33 bango, 34 bonga |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |