|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 boramena |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 enti-milaza tarehy tezitra na menatra ka mena:
4 Boramena teo no ho eo izy raha vao norahonan-dRakoto [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 boramena |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 anarana omen' ny olona ny karazan' olona fotsy somary mena mba hanarabiana sy hanesoana azy
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 8 boramena |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (de bora : gros et mou, nonchalant, et mena : rouge). Nom donné à plusieurs plantes (arbres ou arbustes) ayant des fleurs ou fruits rouges, notamment :
[Sakalava]
11 Hildegardia erythrosiphon (Baill.) Kosterm. (Malvaceae). 12 Poivrea grandidieri (Drake) H. Perrier (Combretaceae) 13 Crateva greveana Baill. (Capparaceae) 14 Camptolepis ramiflora (Taub.) Radlk. (Sapindaceae) [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|