|
|
|
|

Entry1  borosy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko
Explanations in French  17  [1.3#91] brosse
pinceau
Examples  18  [2.117#13] Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina.
19  [2.470#113] Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano;
20  [2.285#211] Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko.

Anagrams  21  boriso, borosi, borosy

Updated on 2025/08/10