|
|
|
|

Entry1  devoly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Jereo demony [1.1]
Explanations in English  4  the devil [1.2]
Explanations in French  5  Mot par lequel les Protestants désignent les démons [1.3]
Examples  6  Fa raha tsy izany, izahay maty antoka, ary ny devoly faly. [2.649#]
7  Homeko asa, fa ny olona tsy miasa no sakaizan' ny fakam-panahy sy kilalaon' ny devoly. [2.499#]
Vocabulary  8  Religion and Liturgy
Article  9  Randzavola: devoly ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12