|
|
|
|

Entry1  didiana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  didy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano
Explanations in English  10  [1.2] to be cut, to be ordered
11  [1.7] to be cut
to be commanded
Explanations in French  12  [1.8] qu'on coupe
à qui on commande
Examples  13  [2.1022#] Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka.
14  [2.69#] fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana.
Proverbs  15  Proverbs containing the word didiana

Anagrams  16  adadiny, adidina, andidia, didiana

Updated on 2025/08/10