Entry | 1 didy ambony vankona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] didy atao na omena tsy nierana amin' ny lehibe na manohitra ny baikony |
Explanations in English |
4 [1.2] [ambony, above, vankona, a plane] acting without the authority or permission of a superior |
Elementary words | 5 didy, ambony, vankona |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |