|
|
|
|

Entry1  dinidinika
Part of speech  2  noun
Root  3  dinika
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
Explanations in French  9  [1.3] examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte
Examples  10  [2.245] dinidinika ambany tafo ihany.
11  [2.270] Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao.
12  [2.508] Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany.
13  [2.470] Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana.
Analogs  14  tapatapak' ahitra.
Proverbs  15  Proverbs containing the word dinidinika

Updated on 2025/08/10