|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dinidy |
| Fototeny | 2 didy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voadidy, didiana:
5 Nodinidin' ny Fanjakana vao haingana ny fanondranana akondro. / Nodinidinao firy ilay voasary ? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [passive with infix]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé
[1.3#101] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 voadidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|