|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voadidy |
| Fototeny | 2 didy |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 cut, commanded
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé
[1.3#101] 6 imposé; tranché [1.13] |
| Ohatra |
7 kilalao fanaovan'ny ankizy taloha kindriandriana, izay vita tamin'ny sombim-pitaratra voadidy sy voapaika kanto tsara.
[2.313#]
|
| Tovy hevitra | 8 dinidy |
| Kamban-teny rehetra | 9 voadidy foitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|