|
|
|
|

Teny iditra1  diso paika
Singan-teny  2 diso, 3 paika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy nahay nandeha na nahay tetika ka resy na voa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire un faux coup (jeu de fanorona) [1.3]
7 trompé dans ses calculs (gaina)
8 qui se trompe dans ses calculs (diso) [1.54]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11