|
|
|
|

Entry1  domelina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako
5  [1.13] donto
Explanations in French  6  [1.3#113, 1.13] abruti
7  [1.3#113] Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire
Examples  8  [2.424#] tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina;
9  [2.643#] Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro.
Synonyms  10  donto

Updated on 2025/07/29