|
|
|
|

Entry1  domohina
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.10] Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko).
7  [1.1] Voromailala dia
Explanations in French  8  [1.3#113, 1.54, 1.13] Tourterelle
9  [1.13] pigeon sauvage
Examples  10  [1.245#mg] Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango
11  [2.445#] vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany
12  [1.519#] Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina
Vocabulary  13  Zoology: birds
Other spellings  14  demohina, dimoy, domo, domohy, domoy, limohy
Analogs  15  pakatova, voromahailala
Scientific name 
Proverbs  17  Proverbs containing the word domohina

Anagrams  18  domohina, hodonaim

Updated on 2025/08/10