Entry | 1 domoina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tsipelina diso: jereo domohina [3.1] |
Explanations in English |
4 misspelling of domohina. A work by Samuel Ratany was originally published under the title "Domoina maratra". [3.1] |
Explanations in French |
5 mauvaise orthographie de domohina. Un poème de Samuël Ratany a été publié sous le titre "Domoina maratra". [3.1] |
Examples |
6 Nony lehibebe izy, namandrika domoina
[2.606#207]
7 Efraima tonga hoatra ny domoina, adaladala tsy misy saina [2.996#35.007.011] 8 ahitana izany ny hoe zana-domoina, teny izay entina anehoana ny hakanto sy ny hatsaran' ny vehivavy [1.519] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |