|
|
|
|

Entry (1/4)1  dona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1]
Explanations in English  4  a shock, a blow, a knock [1.7]
Explanations in French  5  coup, choc [1.8]
Examples  6  dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [2.472]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  22  8 combinations of this word
Synonyms  23  dondona

Entry (2/4)24  dona
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) [1.1]
Explanations in French  27  terme de jeu au domino: passe [1.3#114]
Derivatives 
Active verbs :
Vocabulary  29  Game

Entry (3/4)30  dona
Part of speech  31  noun
Explanations in French  32  anguille. Cf. tòna. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  33  Zoology: fishes

Entry (4/4)34  dona
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36  Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1]
Vocabulary  37  Zoology: reptiles, amphibians
Other spellings  38  tona

Anagrams  39 Ando, ando, 40 dona, 41 ndao, 42 Noda, 43 onda

Updated on 2025/10/12