Entry | 1 don-tandroka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] teny fampitahorana atao amin' ny osa, saro-tahotra.., mba hahatonga azy hamboraka ny ao ampony na hanaiky lembenana, fomba mazàna ampiasain' ny mpaka am-bavany |
Elementary words | 4 dona, tandroka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |