| Entry (1/2) | 1 don-tany |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 dona, tany |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka |
| Explanations in French |
5 [1.3#114] Accusation hasardée portée carrément comme si on était sûr, pour sonder ou connaître la vérité, ballon d’essai |
| Examples |
6 [2.587] ry ilay mpanambosy vahoajea hitsipaka andriana, be horohoro, be don-tany, ary be kapo-tandroka! |
| Entry (2/2) | 7 dontany |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Tambahoaka]
fomban-drazana |
| Anagrams | 10 don-tany, dontany, natodin, notadin |
| Updated on 2025/08/10 |
|