|
|
|
|

Entry (1/2)1  -drafitra
Part of speech  2  morphological form of rafitra
Examples  3  [2.285#137] Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo

Entry (2/2)4  drafitra
Part of speech  5  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray
Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy?
13  [1.13] vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana
Explanations in French  14  [1.13] plan, planning
Examples  15  [2.508#550] Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra.
Synonyms  16  planina

Updated on 2025/08/10