Entry | 1 endahana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 endaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby? Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy |
Explanations in English |
9 [1.7] to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force |
Explanations in French |
10 [1.8] qui on écorche, qu'on dépouille |
Examples |
11 [1.437] Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony 12 [2.436] manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word endahana |
Anagrams | 14 andehana, anendaha, endahana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |