|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mierona |
| Fototeny | 2 erona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka feo toy ny mingonona aloha, dia mihamafy, arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Mierona ilay alika ka tsy sahy manatona aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to growl, to roar
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gronder, rugir
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mieròna |
| Fototeny | 12 erona |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mierona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 anemory, mierona, mieròna, 15 mionera, 16 miorena, 17 mireona, 18 roimena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|