|
|
|
|

Entry1  fadiranovana
Part of speech  2  adjective
Elementary words  3  fadirana, ovana
Derivatives 
4  Adjectives :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana
Explanations in French  6  [1.3] infortuné, misérable au dernier point
Examples  7  [2.472] Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny.
8  [2.470] Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa.
Other spellings  9  fadiranaovana

Updated on 2025/07/29